Anjarako [How Far I'll Go] lyrics

Songs   2024-10-05 22:35:07

Anjarako [How Far I'll Go] lyrics

Efa taona maro lasa izay

Nefa mbola eto aho

Mandinika ny lanitra

Na feon’iza na feon’iza miteny

Tsy reko intsony raha miantso ahy

Ny ranomasina

Na miezaka aho

Na mitolona aho

N’aiza n’aiza aleako

Hatrizao

Miverina amin’ilay toerana

Lay oe tsy azo aleha

Zava-miafina any ampita any

Miantso ahy

Ka izaho irery ve no tena mandre

Mba tahio sy tario aho ô rivotra

Mahery

Mba ahitako ilay anjarako miafina ampita iny

Ravoravo sy sambatra daholo

Ny mponin’ity Nosy ity

Afa-po sady manana ny andraikiny

Nefa mahatsiaro aho fa hafa no miandry ahy

Aiza no hitaritako anareo

Raha tsy misy aleha

Fa mijanona eo

Aoka fa voaiko ny lalana

Izay oe tsy azo aleha

Avelao aho anidina toy

Ilay trafo

Ka tsy fantatra oe aiza no tiany aleha

Fa miantso mafy fotsiny izy

Ato am-poko

Reko ilay hirany

Oe harao aho

Hanarak’azy aho

Zava-miafina any ampita any

Miantso ahy

Ka izaho irery ve no tena mandre

Mba tahio sy tario aho ô rivotra

Mahery

Mba ahitako ny anjarako

Non/Disney Fandubs more
  • country:
  • Languages:Constructed Language, Spanish, Catalan, Latin+108 more, Italian, Greek (Ancient), Indonesian, Portuguese, German, Neapolitan, Filipino/Tagalog, French, Venetan, Esperanto, Belarusian, Romani, English, Russian, Croatian, Dutch dialects, German (Austrian/Bavarian), Malay, Czech, Galician, Other, Swedish, Occitan, Romanian, Tongan, Armenian, Polish, Malagasy, Persian, Serbian, Arabic, Japanese, Afrikaans, Korean, Greek, German (Swiss-German/Alemannic), Swahili, Finnish, Macedonian, Dutch, Niuafo'ou, Lao, Chinese, Maori, Bosnian, Thai, Hawaiian, Turkish, Azerbaijani, Uzbek, Tamil, French (Antillean Creole), Zulu, Albanian, Mongolian, Basque (Modern, Batua), Vietnamese, Bulgarian, French (Old French), Norwegian, Hmong, English (Middle English), Kelantan-Pattani Malay, Swedish (dialects), Yiddish, Kazakh, Hungarian, Cebuano, English (Old English), Sami, Ido, Malayalam, Corsican, Georgian, Sakha, Latvian, Hindi, Papiamento, Ainu, Frisian, Sundanese, Estonian, Montenegrin, Kannada, Gaelic (Irish Gaelic), Sicilian, Turkmen, Acehnese, Sardinian (southern dialects), Polish (Silesian dialect), Quenya, Tahitian, Arabic (other varieties), Blackfoot, French (Réunion Creole), Choctaw, Chinese (Classical Chinese), Lakota, Danish, Maltese, Mohawk, Sinhala, Italian (Southern Italian dialects), Kyrgyz, Nahuatl, Interslavic, Kinaray-a
  • Genre:Soundtrack
  • Official site:
  • Wiki:
Non/Disney Fandubs Lyrics more
Non/Disney Fandubs Featuring Lyrics more
Excellent Songs recommendation
Popular Songs
Artists
Songs